karandoha
Malagasy Sokajy:malagasy
Anarana iombonana Sokajy:malagasySokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy
karandoha
- Ny fitambaran'ny taolana rehetra izay mamorona ny loha.
- Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany.
- Ny taolana boribory manodidina sy miaro ny atidoha.
- Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io.