kilalao

Malagasy Sokajy:malagasy

Anarana iombonana Sokajy:malagasySokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy

kilalao

  1. Fialam-boly izay ahitana hira sy dihy.
    • Nahoana no simba ilay kilalaon-janako?
  2. Zavatra mampiala voly na mahafinaritra.
    • Nataon'ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny.
  3. Zavatra noforonin'ny ankizy mba hampialana voly na hampivelarana ny tenany.
    • Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy.
Jereo koa : -kilalao
Sokajy:Pejy misy endrika manoro ireo teny iditra misy tsindrim-peo
Sokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy Sokajy:Pejy misy endrika manoro ireo teny iditra misy tsindrim-peo Sokajy:malagasy