mampihena

Malagasy Sokajy:malagasy

Matoanteny Sokajy:malagasySokajy:Matoanteny amin'ny teny malagasy

mampihena

  1. Mampiova zavatra mba ho kely kokoa, na ho vitsy kokoa, na ho mora kokoa.
    • Mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany.
    • Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany.
Sokajy:Matoanteny amin'ny teny malagasy Sokajy:malagasy