maritrano
Malagasy Sokajy:malagasy
Anarana iombonana Sokajy:malagasySokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy
maritrano
- Momba ny fahaizana mikasika ny fananganana sy famolavolana endrika ho an'ny trano sy zavatra hafa.
- Ny maritrano malagasy dia mampiseho fahaizana miavaka.
- frantsay : architecture, plan