mpitsabo
Malagasy Sokajy:malagasy
Anarana iombonana Sokajy:malagasySokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy
mpitsabo
- Olona izay manana fahaizana sy fahalalana momba ny fitsaboana aretina.
- Ny mpitsabo no manampy ny olona marary ho sitrana.
- Olona miandraikitra ny fikarakarana sy fanampiana ny marary.
- Notsidihin'ny mpitsabo foana ny marary tao amin'ny hopitaly.