tahotra
Malagasy Sokajy:malagasy
Anarana iombonana Sokajy:malagasySokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy
tahotra
- Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-piheverana loza iray.
- Tahotra ny alika no tsy nahafahako niditra tao an-tanàna.
- Fihetseham-po tsy fahasahiana rehefa misy zavatra atahorana na eritreritra momba ny loza mety hitranga.
- Tsy izany anefa no tsapako fa tahotra no nahatsapako.