valopy

Malagasy Sokajy:malagasy

Anarana iombonana Sokajy:malagasySokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy

valopy

  1. Fefitra ampidirina ny taratasy entina mandefa azy.
    • Ny valopy manga izay feno setroka no nampidiriny ho ahy tamin'io fotoana io.
  2. Karazana taratasy izay misy endrika efamira, ary ampidirina ny taratasy hafa rehefa halefa any amin'ny olona.
Sokajy:Anarana iombonana amin'ny teny malagasy Sokajy:malagasy